|
|
|
|

Teny iditra1  voatavobozaka
Singan-teny  2  voatavo, bozaka
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haizavamaniry: anana
Fanazavàna teny malagasy  5  Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina] [1.196]
[Betsileo]
Ohatra  7  Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho; [1.437#]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17