Teny iditra | 1 voatavomonta |
Singan-teny | 2 voatavo, monta |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazana voatavobozaka mangidy ka tsy fihinana, fa ataon' ny olona siny rehefa afaka ny ao anatiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de voatavo : courge calebasse ; et monta : qui provoque l'érection ; aphrodisiaque ; allusion à la saveur très amère). Variétés anciennes à chair très amère de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). On ne les cultivait que pour leur épicarpe dur utilisé à la fabrication de divers ustensiles. On s'en servait parfois pour préparer les boissons réservées à la circoncision. Voir aussi voatavovaza. Les jeunes fruits frais (londom-boatavo) très amers servaient à préparer un plat réservé aux hommes, auquel on prêtait des vertus aphrodisiaques. [Merina]
|
Voambolana |
6 Haizavamaniry: anana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny voatavomonta io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |