Teny iditra | 1 voatetika |
Fototeny | 2 tetika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] voatapaka madinika |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#700] qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré 6 [1.13] coupé en morceaux |
Ohatra |
7 Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika. [2.4#69] 8 Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro. [2.472#41] |
Tovy hevitra | 9 tinetika |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |