Teny iditra | 1 voatevateva |
Fototeny | 2 tevateva |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 méprisé, insulté [1.3#701] |
Ohatra |
6 Fa afaka mangataka ny olom-pirenena raha tsy voatevateva ny foto-kevitry ny fitsinjaram-pahefana ary raha tsy voatohintohina ny fiasany amin' ny alalan' ny hetsika handaniam-potoana ataon' ny manampahefana tsy manaiky ny tsindrin-dentam-pahefana. [4.27#2008/03/28] |
Tovy hevitra | 7 tinevateva |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |