|
|
|
|

Teny iditra1  voatohina
Fototeny  2  tohina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#710] Touché légèrement
Ohatra  6  voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny voatohina io

Fivaditsoratra  8  hatovonay, hitovoana, hotoavina, hovitanao, voatohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21