|
|
|
|

Teny iditra1  voatoraka (toraka)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  Sur quoi on a lancé [1.3#730]
Ohatra  4  Raha voatoraka ny lambo, mahina ny kisoa. [2.346]
Tovy hevitra  5  tinoraka
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny voatoraka io

Fivaditsoratra  7  akoravato, voaokatra, voataroka, voatoraka

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/12