Teny iditra | 1 vohana (voha) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Sokafana: Vohay ny varavarankely 4 Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka 5 Angatahan-dalana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be opened; to have a door opened for one [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 vohaina |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vohana io |
Fivaditsoratra | 14 havano, hovana, vahona, vohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |