|
|
|
|

Teny iditra1  voizina
Fototeny  2  voy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny lakana izay asosa amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana, ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be paddled, to be rowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on pagaye, qu'on rame, qu'on fait avancer en ramant [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny voizina io

Fivaditsoratra  13  ivizano, voizina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20