Teny iditra | vokovoko mena (vokovoko, mena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikambanana famonjena sy fanasoavana antokon' olona: mamonjy ny miaramila maratra an' ady sy mitsabo' ny ankizy madinika [1.1] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |