Teny iditra vola dispaina
Singan-teny vola ; dispaina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Argent d' Espagne. Les premières pièces de cinq francs connues à Madagascar, venaient d'Espagne et du Mexique ; on leur donna le nom de pièces d'argent d' Espagne [2.415]
Ohatra Ary ny vola dispaina loaka kosa ka tsy vola ratsy, dia mba anonero ireo volan'ny olona nosamborinareo. [2.366]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19