|
|
|
|

Teny iditra 1  volaina
Fototeny  2 vola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [1.1]

Fivaditsoratra  9 avalony, 10 avilano, 11 lanivoa, 12 lavanio, 13 loviana, 14 ovinala, 15 valoina, volaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04