|
|
|
|

Teny iditra1  volavita
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza [1.1]
Ohatra  5  ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [2.48]
6  Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298]
7  Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny volavita io
Tsanganana sy sary iray takila  10  Soratr' omby
Sary 
11 

Fivaditsoratra  12  tavivola, volavita

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31