|
|
|
|

Teny iditra 1  volavolaina
Fototeny  2 volavola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao boribory ohatra ny volavola: Novolavolainy ny fetadia nataony sarin' omby
9 Eritreretina, alaina ambony alaina ambany, avadibadika: Efa novolavolainao tsara ve izany fikasanao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be formed into a ball; to be worked (of clay); to be worked over (of ideas or projects) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on forme en boule; qu'on pétrit (se dit de l'argile): (idées ou projets) qu'on prépare [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21