|
|
|
|

Teny iditra1  volkano
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibolantany
4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  [fr. volcan] Tendrombohitra mivoaka riakan' afo mahamay avy any ankibon' ny tany; afotroa [1.1]
Tovy hevitra  6  afotroa, volokano

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31