|
|
|
|

Teny iditra 1  vololona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée) [1.196]
Ohatra  6  tsy fary aho ka ho be vololona [2.69#0]
7  Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [2.588#]
Voambolana  8  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe vololona
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21