| Teny iditra | 1 vonjivonjena |
| Fototeny | 2 vonjivonjy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence
[1.8] |
| Ohatra |
10 vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina
[2.472#]
11 Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|