|
|
|
|

Teny iditra 1  vontosana
Fototeny  2 vonto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tantera-drano, bobo-drano: Vontosy rano ity lamba ity
9 Hosorana manontolo: Vontosy menaka ny lamosiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be soaked, to be saturated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait tremper [1.8]

Fivaditsoratra  12 voantsona, vontosana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20