Teny iditra | voraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de manifester sa pensée, ce qu'on a dans le cœur [1.3] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | voraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko Miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Désagrégation, dissolution, action de détacher, de délier, de tirer de, de mettre au jour [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | voraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Lainga [1.78] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | ravoka, voraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |