|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vorina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary
Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be gathered, to be collected
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on ramasse, qu'on réunit
Fototeny  6  vory
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)13  vorina
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Fangoronana kofehy ho kibory
Fionkenana
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  21  avorin, irovan, naviro, navori, nirova, novari, ravino, rivano, rovany, varony, varôny, vorany, vorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02