Teny iditra | 1 vorin-drano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny rano mamorivory sy misy roatrany |
Ohatra |
4 [2.131#] Hazo fotsy fa mangaigai-drano vorindrano fa navoaky ny namany mitady sarika miandry sakafo tsy tianay koa manantena hihitra raha vy aza izahay mijaly |
Singan-teny | 5 vory, rano |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |