|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  voroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 rags, tatters [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 haillons, chiffons [1.8]

Teny iditra (2/2) 5  voroka
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fofona ratsy sady mantsina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 rotten (of fabrics and wood) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 pourri, décomposé [1.8]
12 Végétation des sols marécageux dégageant une odeur putride ; par extension : puanteur, odeur fétide. [1.196]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe voroka

Fivaditsoratra  14 koravo, voroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20