Teny iditra | 1 vorombola |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [4.22] peacock 5 [1.54, 4.22] paon |
Voambolana |
6 Haibiby: vorona |
Singan-teny | 7 vorona, vola |
Lahatsoratra |
8 Randzavola: vorombola ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 11 rombovola, vorombola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |