|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vorotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fototry ny vihy [1.1]
Tovy hevitra  4 voritra

Teny iditra (2/2) 5  vorotra
Sokajin-teny  6  anarana
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 lambeaux, haillons, chiffons [1.3]
Ohatra  11  Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady. [2.472#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe vorotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22