|
|
|
|

Teny iditra 1  vozezehana
Fototeny  2 vozezika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza toerana fatrarana zavatra atao mifanongoa na miavosa: Novozezehana kitapon' arina ny fiarakodia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 sur quoi ou dans quoi on entasse, qu'on encombre [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20