Teny iditra | 1 zafy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fifandraisana: fianakaviana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy 5 Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2] 7 a grandchild [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 petit-fils, petite-fille [1.54] 9 Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3] 10 petit-enfant [1.8] |
Ohatra |
11 Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48] |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny zafy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |