Teny iditra zaigrafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy kely (misy lahy sy vavy) mifampitsofoka, izay ampiasaina ho toy ny bokotra hitanana ny akanjo tsy hisokatra [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: des agrafes.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31