|
|
|
|

Teny iditra1  zana-tsirika
Singan-teny  2  zanaka, tsirika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  hazo noranitina ka nofehezina volomborona madinika ny tapany mba hitsoriahany rehefa alefa ao anatin' ny renitsirika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13