|
|
|
|

Teny iditra 1  zandry
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry
6 Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a younger brother or sister; a junior [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cadet [1.54]
9 cadet, cadette [1.8]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  11  zoky
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe zandry
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  14  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22