| Teny iditra | 1 zarazaraina |
| Fototeny | 2 zarazara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
8 ny mahitsy zarazaraina hiany, ka raha tsy mamosavy andriana, tsy mamosavy vahoaka.
[2.48#837]
9 Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany: [1.38#33] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|