|
|
|
|

Teny iditra1  zazahova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo
Ohatra  4  [2.69#] Mangataka arahaba, toa zazahova.
5  [2.508#] Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy.
Voambolana  6  Hainifiaraha-monina
Singan-teny  7  zaza, hova
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny zazahova io

Fivaditsoratra  10  vazahazo, zazahova

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21