|
|
|
|

Teny iditra1  zazakely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona
Ohatra  4  [2.270#] Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono?
5  [2.424#] Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely.
6  [2.357#] Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy.
Singan-teny  7  zaza, kely
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07