|
|
|
|

Teny iditra1  zaza natsangana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana
Singan-teny  4  zaza, atsangana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07