|
|
|
|

Teny iditra1  zazavao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy
ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a new recruit; a new trainee
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] recrue; apprenti sans expérience
Ohatra  6  [4.27#] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
7  [2.472#] Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra.
Singan-teny  8  zaza, vao

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07