Teny iditra zena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Singana krômôzôma miantoka ny famindrana sy ny fitrangan'ny toetra ifandovana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Gène, facteur héréditaire [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fototarazo

Teny iditra Zena
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Zenas [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Zénas [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Zenasy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31