|
|
|
|

Teny iditra 1  zenizeny
Fototeny  2 zeny
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Botribotry, fohy mibotetateta [1.1]
7 bikan' olona botribotry, fonentanentana, fohy mibotetateta [1.69#1153]
Ohatra  8  Rasamy moa zenizeny fonetana izay, izaho kosa lava ranjanana. [2.4#50]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26