Teny iditra zepoleta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. les épaulettes] Kiramborambo eny amin' ny sorok' akanjon' ny miaramila izay matetika azo amantarana ny gradiny [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: les épaulettes.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31