|
|
|
|

Teny iditra 1  zerana
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako
9 Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra
10 Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04