Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
zidizidy
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Hamailahana, hakingana; tanjaka, havitrihana, hamafy, haheniana
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mizidizidy
matoantenin' ny iharana :
azidizidy
,
tafazidizidy
matoantenin' ny fameno :
izidizidiana
anarana :
fizidizidiana
,
fizidizidy
mpamaritra :
mahazidizidy
Fivaditsoratra
dizidizy
,
zidizidy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31