Teny iditra | 1 zina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza taona be hanina, be vokatra miakatra: Taon-jina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] fruitful (of the year) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] (année) d'abondance, de grande fertilité |
Ohatra |
6 zina ny taona manaraka. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny zina io |
Fivaditsoratra | 10 nazy, zany, zina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |