Teny iditra | 1 zohina |
Fototeny | 2 zohy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Arahina: Loza fazohin' Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany 5 Enjehina: Nozohin' ny mpiambina ilay mpangalatra ka azony 6 Hatonina, jokoina: Zohio moramora io papelika io sao lasa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to be followed, as a line in reading; to be investigated [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on suit, comme la ligne en lisant; qu'on poursuit [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny zohina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |