Teny iditra | 1 Betsimitatatra |
Singan-teny | 2 be, tsy, mitatatra |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
4 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Fanazavàna teny malagasy |
5 ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [1.10] |
Fanazavàna teny anglisy |
[2.589:1337139243] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. [1.3#688] |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Fitanisana |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/04 |