|
|
|
|

Teny iditra1  adirima
Singan-teny  2  ady, rima
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] rime
Ohatra  6  Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. [2.313#]
Voambolana  7  Haiteny
8  Tononkalo

Fivaditsoratra  9  adirima, ady mira, midaria

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09