Teny iditra | ambovo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny tsy dia manaja loatra iantsoan' ny ankizy ny ray aman-dreny ao an-trano: Ao ve, letsy, ny ambovonareo? [1.1] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambovo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |