Teny iditra |
andra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitrakan' ny loha hijery ny ambony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de lever la tête, les yeux [1.3]
|
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
andra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fetsy ratsy, konjo: Andra lahy, andra vavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Libertin, mauvais sujet [1.3]
|
| Libertin, homme qui déploie une grande activité sexuelle [1.196]
|
|
Teny iditra |
andra
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Moa? Va? Angaha? [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
andra
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Nefa [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Pourtant, même, donc [1.82]
|
|
Teny iditra |
andra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Goût [1.82]
|
|
Teny iditra |
andra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly]
( andracette plante était réputée "mâle" dans l'ancienne cosmogonie malgache).
Dioscorea fandra H. Perrier (Dioscoreaceae).
Tubercule comestible.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dioscorea fandra |
Voambolana |
|