Teny iditra ankody (any, ody)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban-kilalao ilokana vola ka toy izao no fandehany: raha maty ilay milalao, dia very daholo ny efa ananany, fa raha mahazo kosa, dia tongavina roa heny ny vola napetrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A word used in games of chance to express the final throw or pitch, when if he who has won wins again his gains are doubled, and if he loses he throws back all he has gained in former throws. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Quitte ou double [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31