Teny iditra | balaza | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo [1.1] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |