Teny iditra | -bavy | ||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vavy | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | bavy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoan' ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka: Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bavy, fa efa nihinana aho fony niala tany an-trano [1.1] | ||||
Voambolana | Teny fanajana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/22 |