|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  begonia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. bégonia] Karazan-javamaniry misy raviny mitapelaka sy voniny maro loko
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (nom latin passé en Malgache courant) Variétés horticoles de Begonia semperflorens (Begoniaceae) cultivées dans les jardins surtout Tananarive. Les nombreuses espèces endémiques de Bégonia ne semblent pas, par contre, avoir été mises en culture. [Merina]
Voambolana  5  Haizavamaniry: voninkazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)7  Begonia    
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
10  Begonia rex  beravina
11  Begonia semperflorens  begonia

Fivaditsoratra  12  agebony, begonia

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15