Teny iditra | 1 dadatoa |
Singan-teny | 2 dada, toa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] an uncle, esp. a mother's brother; |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] oncle, spéc. le frère ainé de la mère |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Lohateny | 8 Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |