Teny iditra | fahavarana (vatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Willingess to endure or to carry on [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Volonté de supporter ou d'accomplir [1.8] | |
Fivaditsoratra | faharavana, fahavarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |